Tsy ho rava (yray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ianao, Isika ho iray foana hatr'izay
Ka ny fiainanao sy ny ahy anie mbola ho iray
Fa izaho sy ianao, hiaraka mandrak'izay
Raha mbola eto an-tany, tsy misy ohatran'izay
Mpinamana Isika ireo, dlgsx hatrin'ny fahiny
Ka hiaraka hampiara-peo
REFRAIN:
Fa n'iza n'iza tsy handrava, Ny fiarahantsika izao
Ireo olana sy tabataba, Hiarahantsika ireo mamaha
Ka ny tomany sy halahelo, Enganie tsy ho hisy izany
Ho ravoravo sy hafaliana, No hiainana eto an-tany

Ka tsy hifandao, raha toa ka sitrakao izay
Fantatrao daholo, izay rehetra momba ahy
Na ny hatsarana na ny kilema, tsisy miafina aminao
Mpinamana Isika ireo, hatrin'ny fahiny
Ka hiaraka hampiara-peo
REFRAIN:
Fa n'iza n'iza lwklhi tsy handrava, Ny fiarahantsika izao

-----------------------------------------------------------
REFRAIN: hkchokq 2x
Fa n'iza n'iza tsy handrava,
Ireo olana sy tabataba,
Ka ny tomany sy halahelo,
Ho ravoravo sy hafaliana,
REFRAIN:
Fa n'iza n'iza tsy tononkira.serasera.org handrava, Ny fiarahantsika izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : yrayVisites : 367
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FyAndy1986
Date : 07/01/2026 09:26