Tsy kivy (yray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IRIAKO MBA HIOVA NY FIAINANA
IZA RE NO MBA HIHAINO NY FITARAINANA
DIA IZAO VE NO LAHATRA, NATAI HO AHY
'TY FIAINAKO TOA MAHAMAIVAY

BE NY FITSAPANA METY HAHAZO AHY
INOAKO FA EO IANAO RY RAY HANARINA AHY
N'AIZA N'AIZA ALEHA, HANAMPY IANAO
MBA HAHAVITAKO IZAY HATAO BE DIA BE

BRIDGE:
'NDEHA HIEZAKA AHO NY HANOVA IZANY
HAIKO FA MAFY NY LÀLANA MAKÀNY

REFRAIN:
TSY HO KIVY AHO NY HANOVA IZANY
HANATSARÀNA NY FIAINAKO HATRIZAY
MAFY NY MIAINA ETO AN-TANY
NEFA TSY HAHAKIVY AHY IZANY
TSY HAHAKIVY AHY IZANY

~~~~~INTERLUDE~~~~~

BE NY FITSAPANA METY HAHAZO AHY
INOAKO FA EO IANAO RY RAY HANARINA AHY
N'AIZA N'AIZA ALEHA, HANAMPY IANAO
MBA HAHAVITAKO IZAY HATAO BE DIA BE

BRIDGE:
'NDEHA HIEZAKA AHO NY HANOVA IZANY
HAIKO FA MAFY NY LÀLANA MAKÀNY

~~~~~MOZIKA~~~~~

REFRAIN: 2FOIS
TSY HO KIVY AHO NY HANOVA IZANY
HANATSARÀNA NY FIAINAKO HATRIZAY
MAFY NY MIAINA ETO AN-TANY
NEFA TSY HAHAKIVY AHY IZANY

TSY HAHAKIVY AHY IZANY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : yray
Hits : 214
Likes : 0 Like
Created by : FyAndy1986
Date : 09/10/2025 20:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799