Mamiko loatra (Voahirana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko loatra Ianao
Ry Jeso Mpamonjy tia
Ka ny ao anatiko ao
Mahatsiaro sambatra ery
Noho ireo teninao
Mitondra fianana wzzzdre ho ahy
Sakafon’ ny fo nezzniqc sy saina sy fanahy
Ireo teny soa
Nomenao ny namanay
Loharano tena soa
Miboika avy amin’ny Ray
Managana azy tsy hisalasala
Iantsonao aazy ho zanaka malala
Fatratra loatra tononkira.serasera.org Ianao
Rehafa misy manjo
F’ injao ny tananao
Mampitraka ny loha
Ny tambitamby moa
Tsy hay lazaina tokoa
Mampahery, manasitrana ny loha
Mamiko loatra Ianao
Tsy haiko hadinoina tokoa
K’ idongiko aminao
Mba homenao ahy Jeso
Dia zsjhtm ho feno sy hitafotafo
Ny teninao no soa sakafo
Ry Jeso Mpamonjy tia
Ka ny ao anatiko ao
Mahatsiaro sambatra ery
Noho ireo teninao
Mitondra fianana wzzzdre ho ahy
Sakafon’ ny fo nezzniqc sy saina sy fanahy
Ireo teny soa
Nomenao ny namanay
Loharano tena soa
Miboika avy amin’ny Ray
Managana azy tsy hisalasala
Iantsonao aazy ho zanaka malala
Fatratra loatra tononkira.serasera.org Ianao
Rehafa misy manjo
F’ injao ny tananao
Mampitraka ny loha
Ny tambitamby moa
Tsy hay lazaina tokoa
Mampahery, manasitrana ny loha
Mamiko loatra Ianao
Tsy haiko hadinoina tokoa
K’ idongiko aminao
Mba homenao ahy Jeso
Dia zsjhtm ho feno sy hitafotafo
Ny teninao no soa sakafo
--------
Lien:
