Mpivahiny Hody (V.H.F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ry tiako ilay androko
Tsy vrid maintsy hodiako hitsaharako
Hikipy tokoa ireto masoko roa
Veloma Ralala ô, toneo ny fo

Efa hatrin'ny ela no fantatro izany
F'ity tany ity fandalovana ihany
Mangina Ralala ô, fafao ny tomany
Fa mbola hihaona rehefa samy tonga any

fiverenany:
Ekeko ry Tompo izay lahatrao
Mamin'ny foko izay sitrakao
Ny lalana hodiako mankany Aminao
Dia ho fifaliako raha hombanao
Ny lalana hodiako mankany Aminao
Dia ho fifaliako raha hombanao

Raha izaho no voatendry ho lasa mialoha
Ianao mbola ho avy hanaraka koa
Ny lalana hodiana iraisana ihany
Ny ahy fmhipzi re tiana tombon-dalana ihany

Na inon-kidona ggrjvmj sy mety hitranga
Tsy hisy hahasolo ny toeranao banga
Tonia re Ralala aza be ahiahy
Fa miambina anao tononkira.serasera.org ity silam-panahy

fiverenany ..........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : V.H.F
Visites : 5195
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ErenAki
Date : 05/10/2012 21:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279