Tsofy rano (Vetson'I Fianar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotsa roa Andrianañahary rqtu e,
Nañnome anay an’ireo wnjvfoih Ray amin-dReny,
Reo e ro nañabe sy nañolokolo
Namindra aiña eko naha-olo.
Tsofy rano reo! Tahionao ho soa ho tsara
Ny diany tsinjovy
Tsa ho totoitsa fa ho soa fiafara.
Ireo ro nampisotro rano tsa tononkira.serasera.org nahakofiña;
Namaham-bare eko tsa nahakenda.
Niaritsa ny maharare taminay ’reo;
Nifoha maraiña, tsa nahalala taraina.
Nifofotsa tokoa ’reo ko nifankatea,
Niezaka nifañasoa, nifandefitsa.
Izao è ro lova natolony ho anay e!
Mba ho soa fototsa ny ho avy omañinay.
Vana maimaiña i Baba, efa añ’an-tamboho;
I Neny amin’ny nahandro sy ny "velompo".
Tsa seuue nisy dika laza fa vita soa izay e!
Ny hahasoa anay ro niaretany "mahamay".

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'I FianarVisites : 13447
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERY
Date : 20/01/2002 08:41