Miaradalana (Vetson'I Fianar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv Miaradalagna amintsikaisan’andro isan’andro ny Tompo.
Añatin’ny hafaleana, añatin’ny manahiraña
Iy ro añilantsika.
Tsa avelany ho irery atsika
Eko mamindra, ary matokia
Ny fitiavany tsa mba ho afaka amintsika (4)
Tsa hodadiavin-davitsa iy!
Fa tena mariny atsika,
Tsa aia fa eo añivontsika eo.
Feny tsa nisy nañavisa
Tokañna ny Raintsika
Vana olo raika atsika
Mpianakaby!
Eko tano soa re ny fihavañana!
Tsa mba misaraka amintsika,
Ny Fañahiny añatintsika...
Nahoana ke ro vô misalasala,
Tsa mba miova ny fitiavany.
Atsika efa nanjary havany:
Zanaka an-drañon-drainy
Atsika ro iraka
Vavolombeloña hampahilala ny Fitiavany.
Aja laitsa miandrandra,
Ny lañitsta ambony añy ’tsika;
Jahao ireo sahiraña, ’reo mahadinaiña;
Teñany koa ireo.
Mameloña atsika ny taroñny.
Ano hiara-dia, hañavao ny tany,
Fa samy manañna ny hainy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'I FianarVisites : 8497
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERY
Date : 20/01/2002 08:43