filafila (VAIN')
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarakaraka eny, mifampijery ,mifampiteny
Fa tsy fantatra mazava, ny fiarahantsika
Na mpinamana ,na hoe mifampisipa
Fa izao, ianao misalasala
Mody hoe tsy te tononkira.serasera.org ahalala
Aza mampifilafila fa tsory na mila na tsy mila
REF: Mody mankatoa, ooooooo
Nefa avy eo mandà, aaaaaa
ujbyojt Toa mankarary loha ny mahita anao mikisaka
Nefa aho efa sahy
Mody mankatoa, wlbg ooooooo
Nefa avy eo mandaà ,aaaaaa
Aza manakarary fo fa lasa raha hisitaka
Dia aoka ho mpianadahy
Ianao mivanivany ,ny fotoana lasa ihany
Ny fitiavako miazoazo foana
Tsy ambony , k’anefa tsy ambany
Fa izao aza atao sangisangy
Ilay foko sasa miandry
Aza atao kilalao, fa raha hiaraka dia ndao
Raha omyar tsy izany hifandao
REF (X2)

--------
Lien: