filafila (VAIN')
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miarakaraka eny, mifampijery ,mifampiteny
Fa tsy fantatra mazava, ny fiarahantsika
Na mpinamana ,na hoe mifampisipa
Fa izao, ianao dlqakj misalasala
Mody hoe tsy te ahalala
Aza mampifilafila fa tsory na mila na tsy mila
czyg REF: Mody mankatoa, ooooooo
Nefa avy eo mandà, aaaaaa
Toa mankarary loha ny mahita anao mikisaka
Nefa aho efa sahy
Mody mankatoa, ooooooo
Nefa avy eo mandaà ,aaaaaa
Aza manakarary yqlnschb fo fa lasa raha hisitaka
tononkira.serasera.org Dia aoka ho mpianadahy
Ianao mivanivany ,ny fotoana lasa ihany
Ny fitiavako miazoazo foana
Tsy ambony , k’anefa tsy ambany
Fa izao aza atao sangisangy
Ilay foko sasa miandry
Aza atao kilalao, fa raha hiaraka dia ndao
Raha tsy izany hifandao
REF (X2)

--------
Link: