FAKAMPANAHY (Vahatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matetika tonga tiepavr ny fakampanahy
Manintona hatrany ireo zazalahy
Andositra foana amin'ny fianarany ô ô
Hingitrika ozgnteo lava tsy misy farany

Tanteraka mantsy ny sitra-po
Ka hingitrika foana no ao andoha
Fa ny mahita ny fiainana tsara hatrany ô ô
Ny lafatra rehetra eto ambonin'ny tany tmsrq

Ao ny mivazo amin'ny gitara
Ao ny manandrana ny mbola voarara
Ao reo karazan-doka tsy mety ho vita ô ô
tsy fantatra intsony na revy na ditra

Misy karazany ireo kilalao
Ka samy mifidy izay tiany atao
Izay drodroka moa
Dia mahazo maka aina
Fa rehefa sitra-po tsisy ankitaraina

Izay mbola mazoto manohy ny revy
Mifoka migoka , mivezivezy
Tsy ferana intsony ny rediredy
Satria ny any ivelany tsy misy bedy

Fa hiakatra rehefa avy ni-balady
Ka ny excuse dia hoe malady tononkira.serasera.org
Tsy maintsy ampiasaina ny fikafika
Alohan'ny hanaovana matematika

Kanefa ry lahy toa tsy noheverina
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ô
Fa ho avy ilay faran'ny taona malala ô ô
Ahitana ny ho faly sy ny ho lasa adala

Tandremo ry nama
Ny atao sao manody
Fa ny hadalana tsy hitondra fanafody
Hanandratra antsika , hampiakatra antsika
Hitamberina ao antsaina reo heloka vita

Matetika tonga ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vahatra
Visites : 3319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bobimarolahy
Date : 07/08/2010 20:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274