FAKAMPANAHY (Vahatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matetika tonga ny fakampanahy
Manintona hatrany ireo zazalahy
Andositra foana amin'ny fianarany ô ô
Hingitrika lava tsy misy farany

Tanteraka mantsy ny sitra-po
Ka hingitrika foana no ao andoha
Fa ny mahita ny fiainana tsara hatrany ô ô
Ny lafatra rehetra eto ambonin'ny tany

Ao ny ntcdj mivazo amin'ny gitara
Ao ny manandrana ny mbola voarara
Ao reo karazan-doka tsy mety ho vita ô ô
tsy fantatra intsony na revy na ditra

Misy karazany ireo kilalao
Ka samy mifidy izay tiany atao
Izay drodroka moa
Dia mahazo maka aina
Fa rehefa sitra-po tsisy ankitaraina

Izay mbola mazoto manohy ny revy
Mifoka migoka , mivezivezy
Tsy ferana intsony ny rediredy
Satria ny any ivelany tsy misy bedy

Fa hiakatra rehefa avy ni-balady
Ka ny excuse dia jxmhthep hoe malady
Tsy maintsy ampiasaina ny fikafika
Alohan'ny hanaovana matematika

Kanefa ry lahy toa tsy noheverina
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ô
Fa ho avy ilay faran'ny taona malala ô ô
Ahitana ny ho faly sy ny ho lasa adala

Tandremo ry nama
Ny tononkira.serasera.org atao sao manody
Fa ny hadalana tsy hitondra fanafody
Hanandratra antsika , hampiakatra vhhwxl antsika
Hitamberina ao antsaina reo heloka vita

Matetika tonga ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vahatra
Hits : 3285
Likes : 0 Like
Created by : bobimarolahy
Date : 07/08/2010 20:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0651