Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako raha ianao (Tyx. R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiaka raha ianao,
Hiaraka aminao aho
Raha toa ka sitrakao
Ianao no efa niriko
Hatry ny ela
Hiaraka aminao aho
Mafinaritra ahy ianao
Mba omeo toerana ny uhrbp foko
Eo ankaikinao
REF : Tiako raha ianao no manome fitiavana ahy
snwpk Tiako raha izaho no manao izay sitrakao
tononkira.serasera.org Ianao irery ihany, no ankafiziko
Anolorako ny fitiavako "baby !!"
Tsapako anefa
Fa misalasala ianao
Izao nefa tsy hampijaly anao
no ! no ! baby
Ny faniriko dia
Ny hampifalyfaly anao
Dia ho eo foana aho
Eo ankaikinao
REF :
Parole et Muzik : Tyx RAZANAPARANY
sqqougi
Hiaraka aminao aho
Raha toa ka sitrakao
Ianao no efa niriko
Hatry ny ela
Hiaraka aminao aho
Mafinaritra ahy ianao
Mba omeo toerana ny uhrbp foko
Eo ankaikinao
REF : Tiako raha ianao no manome fitiavana ahy
snwpk Tiako raha izaho no manao izay sitrakao
tononkira.serasera.org Ianao irery ihany, no ankafiziko
Anolorako ny fitiavako "baby !!"
Tsapako anefa
Fa misalasala ianao
Izao nefa tsy hampijaly anao
no ! no ! baby
Ny faniriko dia
Ny hampifalyfaly anao
Dia ho eo foana aho
Eo ankaikinao
REF :
Parole et Muzik : Tyx RAZANAPARANY
sqqougi
--------
Lien:
