Tiako raha ianao (Tyx. R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiaka raha ianao,
Hiaraka aminao aho
Raha toa ka whkagnt sitrakao
Ianao no efa niriko
Hatry ny ela
Hiaraka aminao aho
Mafinaritra ahy ianao
Mba omeo toerana ny foko
Eo ankaikinao
REF : Tiako raha ianao no manome fitiavana aqueft ahy
Tiako raha izaho no manao izay sitrakao
Ianao irery ihany, tononkira.serasera.org no ankafiziko
Anolorako ny fitiavako "baby !!"
Tsapako anefa
Fa misalasala wcwxojy ianao
Izao nefa tsy hampijaly anao
no ! no ! baby
Ny faniriko dia
Ny hampifalyfaly anao
Dia ho eo foana aho
Eo ankaikinao
REF :
Parole et Muzik : Tyx RAZANAPARANY
Hiaraka aminao aho
Raha toa ka whkagnt sitrakao
Ianao no efa niriko
Hatry ny ela
Hiaraka aminao aho
Mafinaritra ahy ianao
Mba omeo toerana ny foko
Eo ankaikinao
REF : Tiako raha ianao no manome fitiavana aqueft ahy
Tiako raha izaho no manao izay sitrakao
Ianao irery ihany, tononkira.serasera.org no ankafiziko
Anolorako ny fitiavako "baby !!"
Tsapako anefa
Fa misalasala wcwxojy ianao
Izao nefa tsy hampijaly anao
no ! no ! baby
Ny faniriko dia
Ny hampifalyfaly anao
Dia ho eo foana aho
Eo ankaikinao
REF :
Parole et Muzik : Tyx RAZANAPARANY
--------
Link:
