Tsy andevo intsony ((No longer slaves - cover) (Tsitsi Joyful)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nikasika ahy IanaoTamin' ireo hiranao
Hiram-pitiavana
Fanafahana amin' ireo fahavalo
Misinda ny tahotra
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Na mbola tsy ary aho
Nifidy ahy Ianao
Nantsoinao ny anarako
Natsanganao aho
Ho ankohonanao
Mikorina amiko ny rànao
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Namihina ahy Ianao
Amin'ny sandrinao
Nofenoinao aho
Amin'ny hira fahafahana
Nanafaka anay Ianao
Tamin'ny fanandevozana
Na lahy ianao na vavy
Dia samy hihira FAHAFAHANA
Nosarahinao ny ranomasina
Ny fitiavanao nandresy ny tahotra
Novonjenao aho ka afaka mihira
Zanak'Andriamanitra aho
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tsitsi JoyfulVisites : 1228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/03/2020 11:41