Tsy andevo intsony ((No longer slaves - cover) (Tsitsi Joyful)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nikasika ahy Ianao
Tamin' ireo hiranao
Hiram-pitiavana
Fanafahana amin' ireo fahavalo
Misinda ny tahotra
Tsy andevo ny tononkira.serasera.org tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Na mbola tsy ary aho
Nifidy ahy Ianao
Nantsoinao ny anarako
Natsanganao aho
Ho ankohonanao
Mikorina amiko ny rànao
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Namihina bdbrcv ahy Ianao
Amin'ny sandrinao
Nofenoinao aho
Amin'ny hira fahafahana
Nanafaka anay Ianao
Tamin'ny fanandevozana
Na lahy ianao na lvudttfn vavy
Dia samy hihira FAHAFAHANA
Nosarahinao ny ranomasina
Ny fitiavanao nandresy ny tahotra
Novonjenao lxie aho ka afaka mihira
Zanak'Andriamanitra aho
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Tamin' ireo hiranao
Hiram-pitiavana
Fanafahana amin' ireo fahavalo
Misinda ny tahotra
Tsy andevo ny tononkira.serasera.org tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Na mbola tsy ary aho
Nifidy ahy Ianao
Nantsoinao ny anarako
Natsanganao aho
Ho ankohonanao
Mikorina amiko ny rànao
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
Namihina bdbrcv ahy Ianao
Amin'ny sandrinao
Nofenoinao aho
Amin'ny hira fahafahana
Nanafaka anay Ianao
Tamin'ny fanandevozana
Na lahy ianao na lvudttfn vavy
Dia samy hihira FAHAFAHANA
Nosarahinao ny ranomasina
Ny fitiavanao nandresy ny tahotra
Novonjenao lxie aho ka afaka mihira
Zanak'Andriamanitra aho
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak'Andriamanitra aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsitsi JoyfulHits : 1661
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/03/2020 11:41
