Fasana (Tsara dia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy toerana sambatra
No sady maharitra (x2)

Réf:
Izao tontolo izao dia mamitaka
Hitondra anay ho any am-pasana
Izay_lasany any tsy mba miverina
Koa tsy aleoko ve (x2)
Koa tsy aleoko Jesosy irery :,:

Aiza no aleha raha sendra manjombona
Fa ny ety toa zavona (x2)

Réf: ...

Jesosy ihany no hany mba lalana
Izay hitako fa tsara (x2)

Réf:...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsara dia
Visites : 399
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 14/09/2025 06:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.193