Fasana (Tsara dia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza uzaeen no misy toerana sambatra
No sady maharitra (x2)
Réf:
Izao hqhk tontolo izao dia mamitaka
Hitondra anay ho any tononkira.serasera.org am-pasana
Izay_lasany any tsy mba miverina
Koa tsy aleoko ve (x2)
Koa tsy aleoko Jesosy irery :,:
Aiza no aleha raha sendra manjombona
Fa ny ety toa zavona (x2)
Réf: ssnox ...
Jesosy ihany no hany mba lalana
Izay hitako fa tsara (x2)
Réf:...
No sady maharitra (x2)
Réf:
Izao hqhk tontolo izao dia mamitaka
Hitondra anay ho any tononkira.serasera.org am-pasana
Izay_lasany any tsy mba miverina
Koa tsy aleoko ve (x2)
Koa tsy aleoko Jesosy irery :,:
Aiza no aleha raha sendra manjombona
Fa ny ety toa zavona (x2)
Réf: ssnox ...
Jesosy ihany no hany mba lalana
Izay hitako fa tsara (x2)
Réf:...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsara diaHits : 973
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 14/09/2025 06:02
