Ny misy anao (TOUCKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niposak’iny masoandro iny ianao
dia nidify ny efi-tranoko,
tsy namela teny kely akory anefa
mba hahafantarako
Ny misy hidejc anao re mba aiza no
tsy mba fantatro,
fa ny misy anao re tlzdk mba aiza no
tsy mba fantatro.

Maro anefa izay
kinasantsika sy ianao
fa hafoinao any
toa nanjary kilalao
nody ihany ldcuirx ny masoandro
fa mbola tsy tonga ianao

Izaho irery sisa no mamisavisa
ny tononkira.serasera.org ho aviko,
foana hatreo angamba ilay paradisa
mba ho anjarako,
fa ny misy anao re mbola hafa no
tsy nananako
Ny misy anao re
mbola hafa no tsy nananako

Hira sisa no hany,
hany hoventsoiko
raha mb renao any
dia kaloy indrindra
fa atolotro Anao
raiso am-pitiavana

           TOUCKY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TOUCKY
Visites : 3012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/05/2004 06:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5459