Anao aho (The Voices of God)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha aho dia IanaoLatsa-paka am-poko ao
Torotoro ny fanahy
fa hiresaka aminao r'Ilay
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
ravoravo mihitsy aho
satria ianao mitoetra a-poko ao
Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
(I love You)
ravoravo mihitsy aho
(Yeeeeh!!)
satria ianao mitoetra a-poko ao
(am-poko ao)
ka tena Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : The Voices of GodVisites : 965
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 25/01/2017 07:49