Anao aho (The Voices of God)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha aho dia Ianao
Latsa-paka am-poko ao
Torotoro ny fanahy
fa hiresaka aminao r'Ilay
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
ravoravo tononkira.serasera.org mihitsy aho
satria ianao mitoetra a-poko ao
Tiako Ianao,
hainao pqmellh (avokoa) ny momba sqcxjip ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
(I love You)
ravoravo mihitsy aho
(Yeeeeh!!)
satria ianao mitoetra a-poko xqflp ao
(am-poko ao)
ka tena Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
Latsa-paka am-poko ao
Torotoro ny fanahy
fa hiresaka aminao r'Ilay
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
ravoravo tononkira.serasera.org mihitsy aho
satria ianao mitoetra a-poko ao
Tiako Ianao,
hainao pqmellh (avokoa) ny momba sqcxjip ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
'Zay rehetra atao
dia tsarona Ianao
(I love You)
ravoravo mihitsy aho
(Yeeeeh!!)
satria ianao mitoetra a-poko xqflp ao
(am-poko ao)
ka tena Tiako Ianao,
hainao (avokoa) ny momba ahy
raiso aho ka mba hanjakao
fa tia Anao Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : The Voices of GodHits : 1284
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 25/01/2017 07:49
