Feo miantso (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha anio no tapitra
Ny andro iainanao ety
Moa handova Ilay Lanitra
Nampanantenain’I Kristy
Izay mino Azy
Mbola miandry
anao Ny Ray
Hiverenanao indray
Ao ambalan’ny voavonjy
Fa tiany ianao ho eo
An-tratran’ny Tsitoha

REFRAIN:                         lnvttq            
Anio raha re ny feony              
Aoka tsy mba hanamafy
ny fonao
Fa vonon’Izy handray anao
Ho isan’ny zanany
Dioviny ny fitafianao                                                                        
Ho soloiny lamba soa      
Sy vaovao
Ka handova Ilay
Toerana efa nomaniny
ho anao

INTER MUSIC

Raha anio no tapitra
Ny andro iainanao ety
Moa handova Ilay Lanitra
Nampanantenain’I Kristy
Izay mino Azy
Mbola miandry
anao Ny Ray
Hiverenanao indray
Ao ambalan’ny voavonjy
Fa tiany ianao ho eo
An-tratran’ny Tsitoha

REFRAIN:             dbwnxzm                       btme  
Anio raha re ny feony              
Aoka tsy mba hanamafy
ny fonao
Fa vonon’Izy handray anao
Ho isan’ny zanany
Dioviny ny fitafianao                    tononkira.serasera.org                                                    
Ho soloiny lamba soa      
Sy vaovao
Ka handova Ilay
Toerana efa nomaniny
ho anao

Ka handova Ilay
Toerana efa nomaniny
ho anao

Ka handova Ilay
Toerana efa nomaniny
ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1107