Jesosy nanetry tena (Tanora Kristianina Feon-Dakolosy (TKFD))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Endrey ny fitiavanao, endrey ny hasoavanao
Nanetry tena Ianao, ho famonjena izao tontolo izao
Niaretanao ny mafy, niaretanao ny mangidy
Hanafahanao ny gadra izay ovptbf tena mafy hidy
Ny tsy tian’ny tononkira.serasera.org mpanenjika naneso nandatsalatsa
Ny satro tsilo sy ny tora-bato namela ratra
Kanefa Ianao, Ianao Jeso, Ianao tsy mba namaly izany
Fa nanolotra ny ainao ho fanavotana ny tany beyi :,:
Tsy misy fitiavana lehibe,
Lehibe mihoatra izao
Dia ny manolotra ny Ainy
Hamonjy ireo sakaizany
Fa Jesosy nanolo-tena, fitiavana no nomena
Atolory Azy re ny fonao,
Mba handray ny famonjena
:,: Fa fiainana mandrakizay o,
Fiainana mandrakizay xibttdr o
No atolotra ny mino sy manaiky
An’i Jeso Zanaky ny Ray
Fa fianana mandrakizay (Fiainana)
No atolotra ny mino (No atolotra)
Sy manaiky an’i Jesosy ho Tompony :,:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Kristianina Feon-Dakolosy (TKFD)Visites : 244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NyxRand
Date : 23/06/2025 14:00