Fanahy Masina (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no ilaiko ho rivotra hiainako
Ianao no irin'ny foko
Ianao no ilaiko hanazava ny lalako
Ilay tian'ny fanahiko

Ref: Fanahy Masina o Ianao
No tiako hameno indray ny fanahiko
Fanay Masina o Ianao
No hetaheta velona anatiko aho, Ianao

A/C Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/09-fanahy-masina-tif
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora in Faith
Visites : 1933
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Infaith
Date : 16/01/2017 18:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712