Jesoa fifaliako (Tafik'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)Ianao Jesoa no fifaliako
   Ianao Jesoa no heriko
   Ianao Jesoa fanantenako
(Duo) Ianao Jesoa fiainako
         Ianao Jesoa no fifaliako
         Ianao Jesoa no heriko
         Ianao Jesoa fanantenako
         Ianao Jesoa fiainako

(V) Ka tsy mila Tompo hafa aho
(Duo) Fa ianao irery
(L) Ka tsy hitady hery hafa aho
(Duo) Anilanao tsy ho very
         Ampy ahy ny fahasoavanao
         Ampy ahy Ianao

(V)Ianao Jesoa no fifaliako
   Ianao Jesoa no heriko
   Ianao Jesoa fanantenako
(Duo) Ianao Jesoa fiainako
         Ianao Jesoa no fifaliako
         Ianao Jesoa no heriko
         Ianao Jesoa fanantenako
         Ianao Jesoa fiainako

(V) Ka tsy mila Tompo hafa aho
(Duo) Fa ianao irery
(L) Ka tsy hitady hery hafa aho
(Duo) Anilanao tsy ho very
         Ampy ahy ny fahasoavanao
         Ampy ahy Ianao

(Duo)Ianao Jesoa no fifaliako
        Ianao Jesoa no heriko
        Ianao Jesoa fanantenako
        Ianao Jesoa fiainako
        Ianao Jesoa fanantenako
        Ianao Jesoa fiainako
        Ianao Jesoa fanantenako
        Ianao Jesoa fiainako

A/C : Sedra RASAMIMISA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tafik'i Kristy
Visites : 887
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TafikiKristy
Date : 14/08/2020 20:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759