Hazo fijaliana (TAFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsapako ry tompo
Fa mavesatra tsy zaka
Ilay hazo fijalianao tety
Kanefa hoy ianao
Raha finoana snliay fotsiny ihany
Dia zava-poana raha toa tsy harahina asa(x2)

Ankehitriny tompo oh
Mila hery izahay
Ka tolory ny tononkira.serasera.org fanahy masinao
Mba tsy ho verivery foana anie
Na handalo mqyntr fotsiny ihany
Ny tonombavaka izay hasandratray

Ampianaro aho tompo
Mba agtb hahaizako mitondra
Ilay hazo fijalianao tety
Ka hahery sy hazoto amin'ny asa fanompoana
Hanohy ny lalana izay nalehanao(x2)

Izay no faniriana manetsika ny fo
Andeha hifikitra hanara-dia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TAFA
Visites : 1716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Poppins
Date : 07/09/2017 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353