Hazo fijaliana (TAFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsapako ry tompo
Fa mavesatra tsy zaka
Ilay hazo nnxbzqpz fijalianao tety
Kanefa hoy ianao
Raha finoana fotsiny ihany
Dia zava-poana raha toa tsy harahina asa(x2)

Ankehitriny tompo oh
Mila hery izahay
Ka tolory ny fanahy masinao
Mba tsy ho verivery nnktacr foana anie
Na handalo fotsiny ihany
Ny tonombavaka izay hasandratray

Ampianaro aho tompo
Mba hahaizako mitondra
Ilay hazo fijalianao tety
Ka hahery sy hazoto amin'ny asa fanompoana
Hanohy ny lalana tononkira.serasera.org izay nalehanao(x2)

Izay no faniriana manetsika abrtjbtf ny fo
Andeha hifikitra hanara-dia anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TAFA
Hits : 1717
Likes : 0 Like
Created by : Poppins
Date : 07/09/2017 15:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326