TSISY MIHOATRA ANAO (Taa Tense)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany ilay fotoana niriako hamborahako aminao
Miredareda fitia anao efa ela ao anatiko ao
Hatry ny ela aho no naniry tononkira.serasera.org anao, efa ela koa niantefa safidy taminao
Tiako ho fantatrao sy izao tontolo izao, mate izaho maty aminao
Tiàko o, faly aho mahare izany teninao izany
Mamiko o, malalako ianao manomboka androany
Ouuh hitia anao sy hanaja anao aho @ zuclokl androm-piainako rehetra
Ho ataontsika lamban’akoho dia aina no fetra
Hiara-dia hifampitantana isika, ho mandrakizay satria samy tia
Akaikinao hafaliana tsy mety lany, an-kilanao lay paradisako eto an-tany
Hey, zaho, ho tia anao foana ee, ho anilanao foana e
Fitiavako ianao, harenako ianao
Ho anilanao foana e, zaho, ho anao foanafoana eee,
Tsisy ahasolo anao, sarobidy eo anatrehako ianao
Tsikinao dia mahavelombolo, mamono aty fanahiko
Raha hisedra ady sarotra na mafy, ianao no antenaiko
Ouhh Izaho ho tokinao, ianao kosa no andry hiankinako
Mamiko loatra ianao, anjarako tiako
Hiara-dia hifampitantana isika, ho mandrakizay satria samby tia
Eo anilanao hafaliana tsy mety lany, an-kilanao lay paradisako eto an-tany
Misaotra Anao Zagnahary
Zaho, ho tia anao foana ee, ho anilanao foana e

Tsisy ampahory hogveki anao, sarobidy eo anatrehako ianao
Musique
Fa fitiavana mandrakizay no itiavako anao
(Zaho, ho tiana anao foana ee, ho anilanao foana e

Tsisy ampahory anao, sarobidy eo anatrehako ianao) x 2

--------
Lien: