Izaho sy ny sôra (Sultan Mtf)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ny sôra sisa ny eto ô
Manoratra mamentsoventso ô
Lay endrikao omaly teto ô
Fa zao enao efa low ,zao enao efa lost a (×2)
  
     Izaho sy ny sôra sisa
     No mamisavisa
     Mafy be lasa afobe ilay paradisa keliko
     Eto aho mitanisa ireo zava-bita
     Mila ho lasa adala
     Ny eto lasa mangatsika
     Fa mila anao aho angé
     Nefa enao nandeha
     Tampoka loatra ka lasa nampalemy
     Ireny vita ireny hipetraka tsy ho very
     Ho fahatsiarovana mitoetra na tsy miteny
     Eny , eny

Izaho sy ny sôra sisa ny eto ô
Manoratra mamentsoventso ô
Lay endrikao omaly teto ô
Fa zao enao efa low ,zao enao efa lost (×2)
        
        Manganohano hatramin'ny masoko e
       Mangetaheta anao foana hoa ny anatiko any
      Lay tsisy anao tena tsy tantiko e
      Kanefa tsy maintsy mamoy na tsy mafoy anao aza aho
     Any ho any ianao any ampasana ianao ry tiko
   Nandao ahy ianao na dia tsy sitra-ponao ary
  Ao fa hiezaka aho na hoe mafy aza dia hiafiko
  Mandriampiadanana
   Na zay ary , afaka haninona indray ary
  Enao no tiko matoa nofidiko fa nandao ahy satria Die young
  Nifantoka taminao loatra aho ka nadinoko hatramin'ny tenako
  Zao enao efa any ankoatra Mbola henonao ve ny tarainako?
  Mba tsapanao ve fa mijaly aho
  Tsy aiko fa tena marary aho
  Tena mahatsapa irery fa izaho sy ny sôra sisa no manala
  Tena aleo manao ny tsara , fandalovana anie ny eto an-tany a
  Fa izaho sy ny sôra sisa , Izaho sy ny sôra sisa ny eto

Izaho sy ny sôra sisa ny eto ô
Manoratra mamentsoventso ô
Lay endrikao omaly teto ô
Fa zao enao efa low ,zao enao efa lost (×2)
        

  
  
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sultan Mtf
Visites : 23
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sult
Date : 26/02/2026 17:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1374