Feeling (Sultan Mtf)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atambatro ny gasy toaka sy ny divay
Mba hatsapako kely ndray lay fiainana mlay
Mandeha miafinafina aho mandany gi-te iray
Ao anatin'ny écouteur qimss bob no women no cry
'Zay jereko rehetra aveo toa mafinaritra ahy e
Mbola tsapako hafa ihany miaraka amin'ny Jah
Manahirana mihitsy ny miaraka aminah e
'Zah tsy otranazy mihitsy fa aza mampitaha
Rehefa tsisy anazy aho dia tsy nlcpopai à l'aise anaty fiesta
Rehefa tsy hita amin'ny maso dia asehoko amin'ny fihetsika
Mila mila money 'zah dia mila mila mex
Miaraka amin'ny akama dia aveo miaraka flex
Maso menamena dia ny akibe mavomavo ô
Maro be ny olana fa 'zay toa tononkira.serasera.org ravoravo ô
Mandeha ambony tany ka solafaka sy lavo
Miezaka manarina manorina raha rava

Refrain : Kobonao ny feeling miaraka aminay
Miaraka mi gi-te gi-te miaraka mi-fly
Asina tsikitsiky sy ny otrotrzay refa samy High
Rehefa misy Piff gon'be alright
Mbola tsy hay ny ampitso fa 'zay red eyes
Mankafy tanteraka 'lay good vibes
Be mitsara ivelany hoe 'zay ratsy taiza
Yeah Yeah Yeah

Sambatra sy tony rehefa misy money
Tsisy irarahiko an'izay tsisy teto intsony
Misy lonilony dia hosorako honey
Miala jiaby ny olana rehefa ilay 'zah mi-rolling
Ndraindray 'zah toa amnésie rehefa trop lay anizida
Maniditsidina any rehefa tena miala amin'ny reality
Aza mba enjehana fa aleo izahay mba hiaina
Tsy voatery mpanao ratsy nge raha mpanamaina

Refrain : Kobonao ny feeling miaraka aminay
Miaraka mi gi-te gi-te miaraka mi-fly
Asina tsikitsiky sy ny otrotrzay refa samy High
Rehefa misy Piff gon'be alright
Mbola tsy hay ny ampitso fa 'zay red eyes
Mankafy tanteraka 'lay good vibes
Be mitsara ivelany hoe 'zay ratsy taiza
Yeah Yeah Yeah
Kobonao ny feeling miaraka aminay
Miaraka mi gi-te gi-te miaraka mi-fly
Asina tsikitsiky sy ny otrotrzay refa samy High
Rehefa misy Piff gon'be alright
Mbola tsy hay ny ampitso fa 'zay red eyes
Mankafy tanteraka 'lay good vibes
Be mitsara ivelany hoe 'zay ratsy taiza
  
Fa naninona anao izahay
Manontany aho hoe fa naninona jyylpd anao 'zay
Milamina anie 'zay na manao an'io
Tsy hiady aminao izahay na manao an'io
Milamina anie 'zay na manao an'io
Tsy hiady aminao izahay na manao an'io

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sultan Mtf
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sult
Daty : 18/08/2026 21:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5006