Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zaridaina mahatamana (Stk Fanasim-piderana Fjkm Bemahatazana Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola noforoninao aho dia efa fantatrao
Tsy mbola teraka aho dia efa nohamasininao
Ka niantso ahy qadge ianao ho fanirakirakao
Hanao ireo asa fanompoana eo an-tanimbolinao
ref:Zaridaina mahatamana submvij no nametrahanao ahy Fanasim-piderana zay no anarana am-panahy
Feno hazo sarobidy tena maintso mavana
Raha izaho tononkira.serasera.org no misafidy ho entiko ao reo havana
Tsy mbola resy lahatra aho dia nanao ny asanao
Tsy mbola vonona aho dia efa nosikininao
Satria voatendrinao ary voafidinao
Hanao reo asa fanompoana eo an-tanimbolinao
Hiderako anao ry tompo Ireo fitiavanao
Indro atolotro ny foko ka aza lavinao
Hampitombo ireo talenta izay ananao
Handravaka ilay dqxyw zaridaina eo an-tanimbolinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Stk Fanasim-piderana Fjkm Bemahatazana FahazavanaVisites : 722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Falinjatovo
Date : 11/07/2025 08:54