Mitsangàna, Mihazavà (HF 100 Taona) (STK FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fahasoavanao ry Ray
Nahatoy izao anay
Zato taona izao no niorenanay
Noho ny fitantananao
Hatrizay k'hatramin'izao
Ho deraina hatrany anie ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
2- nwbqqswz bpyodc Ankehitriny izahay
Dia hitsangana tononkira.serasera.org indray
Hifandray tànana ho tena xqmui iray
Izao taon-jobily izao
Entina mba hanavao
Mba ho voninahitry ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
Nahatoy izao anay
Zato taona izao no niorenanay
Noho ny fitantananao
Hatrizay k'hatramin'izao
Ho deraina hatrany anie ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
2- nwbqqswz bpyodc Ankehitriny izahay
Dia hitsangana tononkira.serasera.org indray
Hifandray tànana ho tena xqmui iray
Izao taon-jobily izao
Entina mba hanavao
Mba ho voninahitry ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 224
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 18/05/2026 07:29
