Mitsangàna, Mihazavà (HF 100 Taona) (STK FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fahasoavanao ry Ray
Nahatoy izao anay
Zato taona izao no niorenanay
Noho ny fitantananao
Hatrizay k'hatramin'izao
Ho deraina hatrany anie ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka xavwwak aminao
2- Ankehitriny izahay
Dia tononkira.serasera.org whupgzt hitsangana indray
Hifandray tànana ho tena iray
Izao taon-jobily izao
Entina mba hanavao
Mba ho jiuruf voninahitry ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
Nahatoy izao anay
Zato taona izao no niorenanay
Noho ny fitantananao
Hatrizay k'hatramin'izao
Ho deraina hatrany anie ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka xavwwak aminao
2- Ankehitriny izahay
Dia tononkira.serasera.org whupgzt hitsangana indray
Hifandray tànana ho tena iray
Izao taon-jobily izao
Entina mba hanavao
Mba ho jiuruf voninahitry ny anaranao
Réf: Mitsangàna, mihazavà
Ry Tanora mahereza, matanjaha
Fa tonga ny fahazavanao
(Ny) voninahitr'i Jehovah
Efa miposaka aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 168
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 18/05/2026 07:29
