Za tsy hiala (SOLO MIANADAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref x2Eee yaa eee
Eee yaa eee
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
Balana mihitsy ny maso
Mahita anay tsy misaraka
Mivindina lava ny molotra
Manosika matesa raraka
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
Ref x2
Tsy misy torimaso amin'ny alina
Manototra mihitsy isak'alina
Betroka sy mila vaniny
Mahatoky ny zavatra an-tanàna
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
Eee reraka foana enao gôna
Oyaee disaka foana anenjika za
Eee vaiavy io 'fa tara aminahy
Oyaee mahay anao mba mangalà
Mandisakeeee
Mba manao ny rariny zalah ee
Aza reraka ee
Eka mamaaaa
Ref x2
Eee reraka foana enao gôna
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
Oyaee disaka foana anenjika za
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SOLO MIANADAHYVisites : 395
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Roann
Date : 28/03/2024 14:56