Za tsy hiala (SOLO MIANADAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref x2
Eee yaa eee
Eee yaa eee
Disaka foana wlms tsy tia anay mamosavy e (fa otfq izaho e)
'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha tsy sitrapon'Andriamanitra
Balana mihitsy ny maso
Mahita anay tsy misaraka
Mivindina lava ny molotra
Manosika matesa raraka
Disaka foana tsy tia anay mamosavy e (fa izaho e)

Tsy misy torimaso amin'ny alina
Manototra mihitsy isak'alina
Betroka sy mila vaniny
Mahatoky ny zavatra tononkira.serasera.org an-tanàna

Eee reraka foana enao gôna
Oyaee disaka foana anenjika za
Eee vaiavy io 'fa tara aminahy
Oyaee mahay anao mba mangalà
Mandisakeeee
Mba manao ny rariny zalah ee
Aza reraka ee
Eka mamaaaa

'Zaho tsy hiala amin'ny tany 'ty raha udsqw tsy sitrapon'Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SOLO MIANADAHYHits : 1407
Likes : 1 Like
Created by : Roann
Date : 28/03/2024 14:56