IRAY ISIKA (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Vonona hifandray hifampitantana,
Fo iray ho sahy hanandratra fitia,
Hitory fa Iray ny Tompo Iray koa Andriamanitra
Haneho fa tena iray isika hatrany an-danitra
Isika izao samy manana izay finoany,
Notezaina tao anatin'izany hoe: Fanompoana
Indrisy mahamenatra fa jdhla tsy mahay mifankatia,
Mifanaratsy mifandrafy,
toa sanatria tsy mpianatr'i Kristy
Adino angamba ilay Jesoa Fitiavana,
'Lay nanolotra ny ainy hampiavana,
Nahafoy tokoa ny lapasoa
Mba hampianatra antsika hitia,
Hampifandray ireo 'zay tsy tononkira.serasera.org mety miara-dia
Faizaho sy ianao (*2)
Vonona hifandray, hifampitantana, ...
Mbola maro 'reo mpino tsy te-hahalala Anao
fa manindraindra ny gfyf azy sahy manamavo ny hafa,
Dia izy ireny ondray no toa mamafy voa tsy mendrika
Mahatonga rkvnroyw fihemorana ,
Ho an'ireo tsy mbola manana finoana
Adino angamba ilay Jesoa fitiavana ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLKAFVisites : 2250
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Amboarakely
Date : 29/06/2015 12:51