IRAY ISIKA (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Vonona hifandray hifampitantana,
Fo iray ho sahy hanandratra fitia,
Hitory fa Iray ny Tompo Iray koa Andriamanitra
Haneho fa tena iray isika hatrany an-danitra
Isika izao samy manana izay finoany,
Notezaina tao anatin'izany hoe: Fanompoana
Indrisy mahamenatra fa tsy mahay mifankatia,
Mifanaratsy mifandrafy,
toa sanatria tsy mpianatr'i Kristy
Adino angamba ilay Jesoa Fitiavana,
'Lay nanolotra ny ainy hampiavana,
Nahafoy tokoa xgiuc ny lapasoa
Mba hampianatra antsika hitia,
Hampifandray ireo 'zay tsy mety miara-dia
Faizaho sy tononkira.serasera.org ianao (*2)
Vonona hifandray, hifampitantana, ...
Mbola maro 'reo mpino tsy te-hahalala Anao
fa manindraindra ny azy sahy manamavo ny hafa,
Dia izy ireny ondray no vlorfk toa mamafy voa tsy illh mendrika
Mahatonga fihemorana ,
Ho an'ireo tsy mbola manana finoana
Adino angamba ilay Jesoa fitiavana ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLKAFHits : 2248
Likes : 1 Like
Created by : Amboarakely
Date : 29/06/2015 12:51