vady masiaka (Simon R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VADY MASIAKA

Ny masonao
Toa ratsy fijery
Misy tsy azoazonao
Tsy laitran’ny vavoninao

Sa tezitra ianao
Na koa sorendrena
Toa masiaka be ianao
Ny vadinao tsy mahateny


Raha izaho no ataony izany
Ho tambatambazako ihany
Fa raha tsy mety izy
Dia avelako any


Indray andro zshztaz izay tononkira.serasera.org
Tsaroaka tsara izay
Nisy namana tonga
Tsy nampoizinao

Dia tezitra ianao
F’izy tsy nampandre anao
Dia nanalànao teo I
F’izy anefa quunpgm dia miafy hatrany


                             ylbziffd                             Simon R

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Simon R
Visites : 2979
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 29/10/2004 16:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323