Very dia (Simon R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VERY DIA

MBA TANTANO RY RAY
ITY LALAN-JANAKAO
F’IZAO NO HANTENAIKO
MBA HIARA-DIA AMINAO

FANTATRAO NY ADIN-TSAIKO
MITAMBESATRA AO AN-DOHA
MAMPANJOMBONA LAVA
TSY MAHITA HAZAVANA

RAHA AZONAO ATAO
MBA TOPIO MASO
ITY ZANAKAO F’EFA VERY DIA
RAHA AZONAO
MBA TOPIO MASO
ITY ZANAKAO
F’EFA MIANTSO ANAO

AMBARAO AHY ILAY SAFIDY
NATOKANAO HO AHY
MBA TSY HISALASALA
KA ANAO NY TSARA HATRANY

ATOLORY AHY RY RAY
ILAY HAZAVANA NANTENAIKO
KA ILAY TSIKY NY MARAINA
HAMENO ITY FOKO

Simon R
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Simon R
Vangy : 2223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 22/01/2005 19:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2299