Hikalo (Serviak)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey hey hey !Kanto hasetrin'ilay lohataona
k'izahay hikalo, hifaly, handrato haravoana
Ka andao hanaraka ny diako n'aiza n'aiza
mba hihazo izao,
'Zao faritra rehetra izao mbola tsy nolalovanao
Hey ! Atsimo Atsinanana eh
hiarahabako anao 'lay ry masoandro vao maraina
Hey ! Eh ! andrefana Avaratra eh
Faniriako hiara-hifaly hariva hatramin'ny maraina aminao
Hey ! Hey ! Hey ! Hey !
Raha ho alaiko mba ho antsika iindray 'lay fotoana
Moa tsy ho faly va ianao ? ho re feo ho ren'ny havoana
Velombelon-kira
Rivo-baovao indray re no hitondrako anao
Tsiky hehy alin-kisa ,tsiky hehy hey hey hey hey
Hey ! Atsimo Atsinanana eh
Hiarahabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey ! eh ! Andrefana Avaratra eh
Faniriako hiara hifaly hariva hatramin'ny maraina
Hey ! Atsimo Atsinanana eh
Hiarahabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey hey ! andrefana Avaratra eh
Faniriako hiar'ifaly hariva hatram'araina aminao
Hikalo oh oh oh !
Hikalo oh oh oh !
Hikalo oh oh oh !
Hikalo oh oh oh !
Hikalo oh oh oh !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ServiakVisites : 897
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 24/10/2021 20:40