Hikalo (Serviak)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey akzlijdz hey hey !
Kanto hasetrin'ilay lohataona
k'izahay hikalo, hifaly, handrato haravoana
Ka andao hanaraka ny diako n'aiza n'aiza
mba hihazo izao,
'Zao faritra rehetra izao mbola tsy nolalovanao
Hey ! Atsimo Atsinanana eh
hiarahabako anao 'lay ry masoandro vao maraina
Hey ! Eh ! andrefana Avaratra eh
Faniriako hiara-hifaly hariva hatramin'ny maraina aminao
Hey ! Hey ! Hey ! Hey !
Raha ho alaiko mba ho antsika xwmdsl iindray 'lay fotoana
Moa tsy ho faly va ianao ? ho mgvdiicy re feo ho ren'ny havoana
Velombelon-kira
Rivo-baovao indray re no hitondrako anao
Tsiky hehy alin-kisa ,tsiky hehy hey hey hey hey
Hey ! Atsimo Atsinanana eh
Hiarahabako anao lay ry masoandro vao maraina
Hey ! eh ! Andrefana Avaratra eh
Faniriako hiara hifaly hariva hatramin'ny maraina

Hey hey ! andrefana Avaratra eh
Faniriako hiar'ifaly hariva tononkira.serasera.org hatram'araina aminao
Hikalo oh oh oh !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ServiakHits : 1504
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 24/10/2021 20:40