Ampidiro aloha ny tenimiafina
EKENAO VE ? (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ekenao fa misy tokoa ve ? lay Ray ao ambony
‘zay hivavahana sy inoana tokoa
Izy ‘lay Ray be ebwj fitia,namonjy ireo ‘zay nania
Ka miantso anao : miverena ,Ry ondry nivena
tononkira.serasera.org Raha toa tsapanao fa be tokoa ireo otanao
Dia mibebaha ianao sao ho neninao
Izy no efa niteny, fa hitsara anao (hitsara anao)
Amin’ny andro izay handraisany anao
2-Ekenao fa misy tokoa ve ? lay Jesoa Mpanjaka
Mpitari-dalana , sy ’lay Tompo tsitoha
Izy no ‘lay kapiteny,mpamonjy ny olona very.
Ka miantso anao : miambena, fa ho avy tsy ho ela
Ho anao ‘zay mino fa izy tokoa no Mpanjaka
Dia voavonjy ianao sy voavela hatrany
Maneke azy amin’ny alehanao ibixlcs rehetra(Ô !maneke)
Fa izy homba tokoa ny faiananao ho avy.
A.Hery Razanakoto
kfwv

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1233
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:17