Ampianaro (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampianaro tononkira.serasera.org izahay Jesosy ô
Ahaizanay mandray ny teninao
Mba ho fanilo, fahazavana koa
Amin'ny lalana himct alehanay
Réfrain:
Ampahafantaro anay izay sitrakao
Fa maro loatra ny fankam-panahy
Tantano re ireto zandrinao
Arovy tsy handao Anao izahay
2- Fanahy Masina ô mba mitariha
Mitoera re anatin'ny fonay
Hitarika izay lalan-kaleha
Ho tonga zanakao tokoa izahay
A/C: RAHARINDRANTO Ny Aina Rova H
©S.A.Mi.Fa utcszdr V 2025 thlxdn
Ahaizanay mandray ny teninao
Mba ho fanilo, fahazavana koa
Amin'ny lalana himct alehanay
Réfrain:
Ampahafantaro anay izay sitrakao
Fa maro loatra ny fankam-panahy
Tantano re ireto zandrinao
Arovy tsy handao Anao izahay
2- Fanahy Masina ô mba mitariha
Mitoera re anatin'ny fonay
Hitarika izay lalan-kaleha
Ho tonga zanakao tokoa izahay
A/C: RAHARINDRANTO Ny Aina Rova H
©S.A.Mi.Fa utcszdr V 2025 thlxdn
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)Visites : 537
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RANYARH114
Date : 03/03/2025 07:03
