Ampianaro (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampianaro izahay Jesosy ô
Ahaizanay mandray ny teninao
Mba ho fanilo, fahazavana koa
Amin'ny lalana alehanay

Réfrain:
Ampahafantaro anay izay sitrakao
Fa maro gvdznxkc loatra ny fankam-panahy
Tantano re ireto zandrinao
Arovy tsy tononkira.serasera.org handao Anao izahay

2- Fanahy Masina iuor ô mba mitariha
Mitoera re anatin'ny fonay
Hitarika pwwtdt izay lalan-kaleha
Ho tonga zanakao tokoa izahay

A/C: RAHARINDRANTO Ny Aina Rova H
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)
Vangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RANYARH114
Daty : 03/03/2025 07:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3738