Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manana Anao (Samia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mifofofo ny tafiotra
Ka manonjanonja izany rano
Ny sambokeliko tsy maintsy ho tody
Satria Ianao Jeso no Kapiteniko
Refrain:
Manana Anao tononkira.serasera.org e, tsy mba misy mampanahy
N'inona manjo, tsy ho kivy koa
Manana Anao Jeso, matoky aho fa tsy ho irery
Ianao no anankinako ny dvxte ho aviko
2-Na mamakivaky onja mahery
Jeso mihazona ahy erwsy tsy mba ho very
Fa miteny hoe:"Mangina , mitsahara"
Ka mampitony ny tebitebiko
Refrain
Manana Anao , tsy manahy owdyanu manana Anao, matoky aho manana Anao, .....
Ianao no anankinako ny ho aviko
Ka manonjanonja izany rano
Ny sambokeliko tsy maintsy ho tody
Satria Ianao Jeso no Kapiteniko
Refrain:
Manana Anao tononkira.serasera.org e, tsy mba misy mampanahy
N'inona manjo, tsy ho kivy koa
Manana Anao Jeso, matoky aho fa tsy ho irery
Ianao no anankinako ny dvxte ho aviko
2-Na mamakivaky onja mahery
Jeso mihazona ahy erwsy tsy mba ho very
Fa miteny hoe:"Mangina , mitsahara"
Ka mampitony ny tebitebiko
Refrain
Manana Anao , tsy manahy owdyanu manana Anao, matoky aho manana Anao, .....
Ianao no anankinako ny ho aviko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Samia AmbodihadyVisites : 1509
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : samiaambodihady
Date : 07/11/2018 13:48
