Manana Anao (Samia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na mifofofo ny kijfcfhz tafiotra
Ka manonjanonja izany rano
Ny sambokeliko tsy maintsy ho tody
Satria Ianao Jeso no Kapiteniko
Refrain:
Manana Anao e, tsy mba misy grkrpjih mampanahy
N'inona manjo, tsy ho kivy koa
Manana Anao Jeso, matoky aho fa tsy ho irery
Ianao no anankinako ny ho aviko
2-Na mamakivaky onja mahery
Jeso tononkira.serasera.org mihazona ahy tsy mba ho very
Fa miteny hoe:"Mangina , mitsahara"
Ka mampitony ny tebitebiko
Refrain
Manana Anao , tsy manahy pzdj manana Anao, matoky aho manana Anao, .....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Samia AmbodihadyHits : 1510
Likes : 1 Like
Created by : samiaambodihady
Date : 07/11/2018 13:48