Fiainana ambony (Rossignol)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana lvrubo ambony
No iantsoanao ahy
Hivelomako ho Anao ry vooxeft Tompo
Fiainana madio
Tsy mba manan-tsiny
Irianao mba ho ahy
Anio ankehitriny.

Ref:
Avo loatra ka mety tsy ho haiko
Ny fironana no mibaiko
(Ka aoka!) Aoka ny fitiavanao no hanery ahy
Hahaizako manao fvclok ny sitrakao.
Ou!ou!ou! Ou!
Ny fahasoavanao no ilaiko
Hampilefitra ny izahoko tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossignol
Visites : 840
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : josue27
Date : 02/04/2020 12:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1552