Antananarivo (R'Imbosa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF (x2) :  
Antananarivo zareo,
Fonenana, tsy mankaleho
Fa tsara sy soa lalandava
Mampihaiky sy mavaky vava x2

Izay monina eto dia tamana
Fa toerana sarotra ialana
Izahay fahiny sondriana
Ka raikimpitia sy variana x2

Ny lema tsy mitatatra
Tsinjovina atoandro ka fatratra
Niorina ilay vailava
Mandraoka ny sento hisava

Ny ranon'Anosy malaza x2
Ny bbticx dobon'ilay Tsimbazaza
Farihin'ilay Mandroseza
Madio mangamanga mateza

Ilay Ambohipotsy tononkira.serasera.org ao Atsimo
Fonenan'Iarivo mirimo
Avaratra aty Ankadifotsy
Toerana mandrotsirotsy

Ilay Ambanidia ao Antsinanana
Ambodin'Isotry ao Andrefana
Ireny sy ny hiapa sy ny atsetra oh
Honenan'ny soa tsy zzds voafetra

Veloma tsy ho afaka antsaina
Iarivo izay maminiaina
Tsy ho adino na fzzbqwez oviana na oviana
Fa tany malala fodiana

(Naka RABEMANANTSOA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : R'Imbosa
Visites : 25
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andyr
Date : 26/10/2026 15:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032