Antananarivo (R'Imbosa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF (x2) :
Antananarivo zareo,
Fonenana, tsy mankaleho
Fa tsara sy soa lalandava
Mampihaiky sy mavaky vava x2
Izay monina nucigr eto dia tamana
Fa toerana sarotra ialana
Izahay fahiny sondriana
Ka raikimpitia sy variana x2
Ny lema tsy mitatatra
Tsinjovina atoandro ka fatratra
Niorina ilay vailava
Mandraoka ny sento hisava
Ny ranon'Anosy afggwtu malaza x2
Ny lxiz dobon'ilay Tsimbazaza
Farihin'ilay Mandroseza
Madio mangamanga mateza
Ilay Ambohipotsy ao Atsimo
Fonenan'Iarivo mirimo
Avaratra aty Ankadifotsy
Toerana mandrotsirotsy
Ilay Ambanidia ao Antsinanana
Ambodin'Isotry ao Andrefana
Ireny sy tononkira.serasera.org ny hiapa sy ny atsetra oh
Honenan'ny soa tsy voafetra
Veloma tsy ho afaka antsaina
Iarivo izay maminiaina
Tsy ho adino na oviana na oviana
Fa tany malala fodiana
(Naka RABEMANANTSOA)
Antananarivo zareo,
Fonenana, tsy mankaleho
Fa tsara sy soa lalandava
Mampihaiky sy mavaky vava x2
Izay monina nucigr eto dia tamana
Fa toerana sarotra ialana
Izahay fahiny sondriana
Ka raikimpitia sy variana x2
Ny lema tsy mitatatra
Tsinjovina atoandro ka fatratra
Niorina ilay vailava
Mandraoka ny sento hisava
Ny ranon'Anosy afggwtu malaza x2
Ny lxiz dobon'ilay Tsimbazaza
Farihin'ilay Mandroseza
Madio mangamanga mateza
Ilay Ambohipotsy ao Atsimo
Fonenan'Iarivo mirimo
Avaratra aty Ankadifotsy
Toerana mandrotsirotsy
Ilay Ambanidia ao Antsinanana
Ambodin'Isotry ao Andrefana
Ireny sy tononkira.serasera.org ny hiapa sy ny atsetra oh
Honenan'ny soa tsy voafetra
Veloma tsy ho afaka antsaina
Iarivo izay maminiaina
Tsy ho adino na oviana na oviana
Fa tany malala fodiana
(Naka RABEMANANTSOA)
--------
Link:
