Tsara hiafarana (Rija Ramanantoanina feat Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio foana ny angidina
Tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any.
....
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakonio
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava euzk ka tsy mba madio.
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao eto izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka tononkira.serasera.org voa.
....
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy uhdfawot hita hifandafarana,
Fa mbola bitmqmc hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana.
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa.
Tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any.
....
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakonio
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava euzk ka tsy mba madio.
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao eto izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka tononkira.serasera.org voa.
....
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy uhdfawot hita hifandafarana,
Fa mbola bitmqmc hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana.
Kendreo izay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka voa.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija Ramanantoanina feat LalatianaVisites : 2385
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 23/11/2021 22:26
