Mpanompo tsara (REVIVAL MESSENGERS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihazakazaka aho nanao izay sitrakao
Nitondra ny Hazo fijaliako, tsy reraka
Tsy niala an-dalana
Tsy menatra ny Anaranao
Nijoro, hijoro aho
Mandram-pialam-pofonaiko
Ny mwurdqv antom-pisiako dia ny hoe hanompo Anao
Handany ny androm-piainako, babonao aho
Hiaraka Aminao aho
N'aiza n'aiza hisy Anao
Ho avy aho, ho any Aminao
Misokatra ny lanitra ho tononkira.serasera.org ahy
Midira amin'ny fifalian'ny Tomponao
Ry mpanompo tsara sady mahatoky
Tongasoa ianao
Mivoha ho anao ny lanitra
Fa fifaliany indrindra ny fahatongavanao
Nohenjehina aho, noharatsiana aho, noho ny Anaranao
Fa hoy aho hoe tsy hahoako izany satria Azy aho
Jesoa no Anarany
Dia hoentiko mandra-maty
Ho avy aho, ho any Aminy
Misokatra pwvjfxkv ho ahy ilay Mandrakizay
Midira amin'ny fifalian'ny Tomponao
Ry mpanompo tsara sady mahatoky
Tongasoa ianao
Mivoha ho anao owurj ny lanitra
Fa fifaliany indrindra ny fahatongavanao
(x2)
Written by Pst Jocelyn Ranjarison & Joïca Razakavonison

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : REVIVAL MESSENGERSVisites : 587
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RJToky
Date : 29/10/2025 14:47