Rangotry ny omaly (Resurrection)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny rahona ihany
Manakona hazavana
Irony tsiaro
Manakona ilay tsiky namiratra omaly

Tsiahy miserana
Mametraka ny diany
Mody malefaka
Manafosafo nefa mamatotra ahy

Anio, hoy aho, mba tsidio
Ry kalon’ny jrwm fanadinoina
Ampindramo masoandro
Hifaliako anio
Ny kanto novetsoinao
Ry lasa cbzpubwl tsy hay adinoina
No ho tonga masoandro
Hikaloiko anio

Ny hoavy tsy mfpf hay
Voafehy tsy haminany
Hiezaka hatrany
Hamadik’ireo sento ho lasa kalo

Tanisa tsy lany
Feo tononkira.serasera.org roa mifangaro
Dia-penin’ny lasa mandrava ny ho avy...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Resurrection
Visites : 2864
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/09/2016 15:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0717